Manokatra sehatra ahafahan’ny liam-pandrosoana sy teknolojia eo anivon’ ny ONG sy ny fikambanana hafa tsy miankina miresaka momban’ny rindra, tetik’ady ary lalana ahafahana mampiasa ny teknolojia maro samihafa (ICT4D) hoan’ny fampandrosoana.

Fisoratana anarana ahafahana mahazo mailaka momban’ny « Vina ».

« Vina » dia hampafantatra anareo ny momban’ ny fivoriana sy ny lohahevitra manaraka. Tsy handefa dokam-barotra sy hafatra tsy irina na manafin-tohina izahay.