Net2 Madagascar

Isam-bolana dia mihaona amin’ny alalan’ny fikambanana vina tech4good ireo liam-pandrosoana sy teknolojia eo anivon’ ny ONG sy ny fikambanana hafa tsy miankina.

Resahina ao ny rindra, tetik’ady ary lalana  ahafahana mampiasa ny teknolojia maro samihafa (ICT4D) hoan’ny fampandrosoana. Ny orin’asa tsy miankina HNI no nampiditra an’ny Vina Tech4good ho isan’ny tambazotra ao amin’ny NetSquared global network Ny fivoriana dia atao amin’ny teny frantsay sy anglisy ary malagasy.